Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Febroary, 2011
Azerbaijan: Miala amin'ny karipetra mankany amin'ny bàn-kiraro
Voasoratra ao anatin'ny Lisitry fanehoana ny Kolotsaina Nolovaina hatramin'izay tsy mety miovan'ny taranak'olombelona (Representative List of the Intangible Cultural Heritage of Humanity) tamin'ny herintaona izay nokarakarain'ny UNESCO ny karipetra avy any Azerbaijan. Misarika ny fijerin'ny mpitoraka bilaogy ihany koa izy ireo matetika.