Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Desambra, 2019
Lasibatry ny finoanoam-poana ny sola loha, hoy ny polisy ao Mozambika
Hoy ny bilaogera iray nanoratra hoe "[Maniry] ny firenena aho mba hisian'ny olona hitady asa mendrika ary tsy mandratra na manaisotra mihitsy ny ain'ny hafa,"
Mpanoratra Breziliana manasongadina ireo tantaran'ny mainty ao amin'ny Twitter
Nanjary fihetseham-po tamin'ny aterineto i Ale Santos tamin'ny fitantarana ireo zava-nitranga mana-tantara sy olo-malaza tsy dia fantatra tao amin'ny Twitter.
Miavo-tena mba hiangana ny gazety iray ao Myanmar amin'ny fiteny Mon rehefa nitolona 20 taona
Mitolona hatrany mba hanoka-baravarana ny gazety Guiding Star, loharanom-baovao iray lehibe ho an'ny vondrompoko Mon, rehefa lasa nirona any amin'ny nomerika ny vaovao ary mihena isa ny mpiteny Mon.
Andao hikarajia Twitter amin'ny #WritingTowardFreedom an'ny Global Voices amin'ny 11 desambra 2019
Ahoana ny mahalasa fandrahonana ny fahalalaham-pitenenana antserasera eto Afrika ny kabary fankahalana foko, ny fahadisoana sy ny fandisoam-baovao, ny fandotoan-drindrina ataon'ny governemanta? Miaraha aminay amin'ity adihevitra ity ao amin'ny karajia Twitter.