(Marihana fa efa tamin'ny volana Jolay taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Fotoana fohy taorian'ny tranga fanorisorenana nitranga vao haingana tany Libanona, nanomboka nampiasa ny teny hoe” Fanjakazakan'ny Dinozaoro” ireo mpikatroka an'aterineto tamin'ny fanentanan'izy ireo anoherana ity fanafihana ny sehatry ny aterineton'izy ireo ity. Bilaogera Libaney Tony manazava ny dikan'izany tao amin'ny lahatsorany mitondra ny lohateny hoe “ahoana no hanitsiana ny Dinozaoro“:
مشاكل البلاد وتفرّغوا لقمع الحريات وكمّ الأفواه واقتحام المسرحيات ومنع الكتب والأفلام السينمائية واعتقال الناشطين وممارسة العنصرية ضد الأجانب. اللقب هو على سبيل المزاح طبعاً، لكن إصرارنا على إسقاطهم لا يدخل أبداً ضمن إطار المزاح، بل هو ضمن إطار التراجيديا التي لا مفرّ لهم منها. “الديناصورات على أشكالها تقع” هو عنوان معركتنا