Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Marsa, 2016
Fanentanana #UnfairAndLovely: Miady Amin'ny Fitsaratsarana Lokon-koditra Ireo Vehivavy
"Nolazaina tamiko foana fa tsara kokoa ny mazava hoditra, nefa tsia, io no hoditro ary tiako io. #unfairandlovely"
Tsirin'Orinasa Nizeriana Mamorona Tontolo Vaovaon'ny Olo-mahery Afrikanina
Nopetahan'ireo mpankafy anarana hoe "Mpamaly fatin'i Afrika" ireo mpilalao an'ny Comic Republic ary manantena i Martin fa ho goavana tahaka ny ekipan'i Marvel izy ireo indray andro any.
Mitohy Ny Tolona Amotsorana Ireo Mpianatra Ambony Amerikana Tafovoany Migadra Ao Etazonia
"Araka ny hevitro tsy laharam-pahamehana [amin'ny fisamborana] ny ankizy manao zavatra tsara, mianatra any an-tsekoly, ary monina an-trano miaraka amin'ny fianakaviany."
Mahazo Olona Betsaka Ny Seho Iray Ataon'ireo Vazimba Teratany Ao Aostralia
Fahombiazana tsy araka izay nandrasana ao Aostralia ny seho amin'ny fahitalavitra "Black Comedy". Lazain'ilay mpiara-manoratra azy io, Nakkiah Lui, hoe ny tsiambaratelon'ny fahombiazany dia ny fanasàny ireo Aostraliana fotsy mba hiara-hitokelaka.
Nisy Namono Tao Honduras i Berta Cáceres Mpikatroky Ny Zon'Olombelona Sy Mpitarika Teratany
Taona maro nitolomana hiarovana ny tontolo iainana sy ny vondrom-piarahamonina teratany no namonoana ilay tompondakan'ny zon'olombelona Berta Caceres tao Honduras tamin'ny 3 marsa.
Lahatsary Vaovaon'ny Coldplay Ahitàna An'i Beyonce, Miatrika Dona Mafy Noho ny Filazàna Azy Ho Mitsaratsara Fahatany Ny Kolontsaina Indiana
"Olana ny rakitsarin'i Beyonce satria tsy manome lanjany, ary mampiasa an'i India ho fitadiavam-bola sy fanangonan-karena. Tany sy kolontsaina tsy anànany zo akory."