Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Jona, 2019
Azon'ny Kamerà: Lahatsary momba ny Zon'olombelona ato amin'ny GV
Herinandro vitsivitsy miavaka ho an'ny lahatsary GV momba ny zon'olombelona iny, koa ndeha isika hiditra avy hatrany amin'izany...
Sambany teo amin’ny tantaran’i Brezila no nisy vehivavy indizeny tafiditra tao amin’ny Kongresy nasionaly
I Joênia ihany koa no vehivavy Breziliana vazimba voalohany lasa mpisolovava ary niaro ny vahoakany tany amin'ny fitsarana ambony federaly tao Brezila.