· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Desambra, 2018

Uyghur: Silamo Vitsy an'Isa Voaenjika any Avaratra Andrefan'i Sina

  30 Desambra 2018

Androany, ifantohantsika ny toedraharaha atrehin'ireo Uyghur, silamo vitsy an'isa monina any Xinjiang any Sina, ny kolontsainy izay fongoran'ny governemanta fiobe sinoa, voalohany, satria noheverina ho toy ny mpitaky fizakan-tena ry zareo, ary izao dia raisina ho mpampihorohoro ihany koa, taorian'ireo fanafihana tamin'ny 11 Septambra tany Etazonia.

Fivondronan'ny bilaogera miteny Espaniola

  29 Desambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Natombok'i Carmen ity tetikasa vaovao iray ity, Espaniôla iray manana fahalianana manokana amin'ny fampiroboroboana ny fanoratana bilaogy amin'ny teny...

Slovakia: Tsy Fanekena ny Fisian'i Kosovo

  14 Desambra 2018

Tamin'ny 17 febroary 2008, nanambara ny fahaleovantenany i Kosovo. Hatreto, 43 tamin'ireo mpikambana miisa 192 ao amin'ny Firenena Mikambana no nanaiky [teny anglisy] an'io fahaleovantena io, izay i Etazonia, i Kanadà, i Aostralia, ary ny ankamaroan'ireo fanjakana ao amin'ny Firaisambe Eoropeana. Ny Fanjakana tena mandà mafy an'io fahaleovantena io, eo ankilan'i Serbia, dia i Rosia.

Kaokazy: Firaisankina ao anatin'ny fahasamihafana

  12 Desambra 2018

Amin'ireo ady telo tsy voavaha sy ny haino aman-jery ao an-toerana izay matetika maniva-tena, maneho hevitra momba ny tetikasa an-tserasera manantena ny hamotika ireo fitsarana an-tendrony  amin'ny fitaterana ireo ohatra avy amin'ny vondrona ara-poko miara-miaina milamina na ao anatin'ny fifandonana ao amin'ny faritra atsimon'i Kaokazy ny bilaogy