Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Oktobra, 2020
Misy resaka anarana ihany koa no anton'ireo fifandirana iraisampirenena: Ny raharaha ao Nagorno-Karabakh
Toy ny any amin'ireo faritra rehetra onenana mponina avy amina firenena mampiasa fiteny samihafa, raha ity tranga eto ity, ny Azerbaijanis mampiasa ny fiteny Tiorka, ny Azerbaijani, ary ny Armeniàna mampiasa ny fiteny Indo-Eorôpeana, Armeniana, midika zavatra betsaka noho izay anarana hafa ny anarana ara-jeografika