Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Janoary, 2010
Avatar: Momba sa manohitra ny zon'ireo Indizena?
Miresaka momba ny lohahevitra ao anatin'ilay sarimihetsika Avatar niaka-daza maneran-tany, novokarin'i James Cameron ny mpitoraka blaogy maro. Manavakavaka ve izy ity amin'ny fomba famaritany ny foko indizena iray avy any ivelan'ny tany?
Torkia: Taona fahatelo namonoana an'i Hrant Dink
Telo taona androany, dia nisy nitifitra tamin'ny basy teo ivelan'ny birao fanaovan-gazety fiasany tany Istanbul, Torkia, ilay mpanao gazety Tiorka-Armeniana Hrant Dink . Tsy noraharahiana izy, nankahalain'ny Tiorka sy ny Armeniana noho ireo...