Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Oktobra, 2016
Fiampangana Fanaovana Hosoka Ny Lisi-pifidianana Hôngroà Nandritra Ny Fifidianana Farany Tao Kroasia
Nitombo be ny isan'ny olona nisoratra anarana hifidy amin'ny maha-foko Hôngroà teo anelanelan'ireo fifidianana roa farany tao Kroasia. Fa nahoana?
Ratsy Endrika Kokoa Fa Tsy Mahafinaritra: Ny Fomba Fiasan'ny Fanjakana Holandey Manoloana ny Fomba Amam-panao Pete Mainty
Mampiseho ny porofo fa misy fiantraikany ratsy ao Holandy ny fomban-drazana Pete Mainty, indrindra eo amin'ny tanora, saingy tsy mahavitra mamaha ny olana ny fanjakana Holandey.
(Fanambarana) “Mibodo Ireo fampitam-baovao sy Tambajotra” : Fihaonamben'ireo Vehivavy Mpampita Resaka Avy Amin'ny Teratany Sy Taranaka Afrikana Ao Meksika
Notontosaina ny 6 ka hatramin'ny 10 Oktobra 2015 tao Saint Agustín Elta, Oaxaca, Meksika ny fihaonambe iarahan'ireo vehivavy avy ao Meksika sy Amerika Afovoany .
“Ireo Gaulois Razantsika” Naverin'ireo Mpahay Tantara Sy Ny Karaiba
"Fony ianao 6 taona, rehefa mamaky boky hoe ny razanao dia Gaulois, ary manana volo mavo sy maso manga izy ireo ... Dia nihomehy fatratra izahay sy ny mpampianatra." Aimé Césaire
Isan-taona, Mamono Olona An-jatony i Iràna Amin'ny Ady Amin'ny Rongony Ataony Izay Vatsian'ny Firenena Mikambana Vola
Matetika dia olona voahilikilika ao anatin'ny fiarahamonina Iraniana ireo vonoina ho faty. Tafiditra amin'izany ireo mpifindra monina tsy voarakitra sy ireo mpitsoa-ponenana avy any Afghanistan mpifanila vodirindrina, ary ny foko sy fivavahana vitsy an'isa izay miatrika tsy fahafahana migoka ny zony any Iràna.
Tantaran'i Fidencio Sanchez Manasongadina Ny Aingam-Panahy Tsara Indrindra Ao Amin'ny Media Sosialy —Sy Ny Manjò Ireo Latinô Mpifindra-monina
Ao anatin'ny fotoana niantsoan'i [kandidà ho filoham-pirenen'i Etazonia] Donald Trump ireo mpifindra monina Meksikana ho mpivarotra zava-mahadomelina sy mpanolana , lasa marika mihaika ilay fiheveran-diso feno fankahalana ny sarin'ity mpifindramonina Meksikana miasa mafy ity.