Tantara mikasika ny Foko sy Fiaviana tamin'ny Aogositra, 2017
Fitsidihana Ireo Bilaogy Libiana
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007) Mitohy indray ny adihevitra tamin'ny herinandro lasa teo tao amin'ny AngloLibyan izay nitondra ny lohahevitra mikasika ireo ankizy Libiana voan'ny SIDA toy ny sampan'ilay adihevitra tamin'ny herinandro lasa nikasika ireo ankizy Libiana voan'ny SIDA. Tamin'ity indray mitoraka ity, nasongadin'ny Anglo Libyan ny fisianà fepetra mitanila sy ny mety hisian'ny fahadisoan'ny fitsaràna avy...
Taobao ao Shina Miatrika Tafiotra Noho ny Fivarotana Ireo Hafatra Manokana Noventesin'ireo Ankizy Afrikana
"Mahamenatra tanteraka! Tsy tokony hoetaperin'ny Taobao fotsiny ny fiaraha-miasa amin'ireo fivarotana ireo fa tokony hanadihady an'ireo mpivarotra amin'ny dokambarotra diso sy fanavakavahana tsy tia mainty hoditra ihany koa izy!"
Kurdistance: Vaovao Farany Momba Ny Tetikasa ONG
Ok, angamba ratsy fipetraka ny lohateny ny lahatsoratra androany, saingy milaza ny tetikasa ONG ireo mpaneho hevitra rehetra... ary hanome rohy fanampiny mikasika ireo tetikasa hafa ONG Kiorda ho anao ihany koa aho.
Nametraka Ny Rejisitry Ny Mpandikatenin'ny Tompotany I Arzantina
Nametraka ny Rejisitry ny Mpandika ny Fitenin'ny Tompotany i Arzantina taorian'ny raharahan'i Reina Maraz izay tany am-ponja nandritra ny telo taona noho ny antony tsy fantatra satria tsy nisy ny mpandika teny Quechua tao amin'ny firenena.
Kurdistance: Mangingina
Miala tsiny noho ny fiadan'ny herinandro, na izany aza, raha te hamaky resadresaka mahaliana momba ny natioran'i Kurdistan ara-jeografika ianao, jereo ireo fanehoan-kevitra farany ao amin'i Kurdistance.
Nizeriana Mankalaza Ny Fahalanian'ireo Britanika-Nizeriana Fito Ao Amin'ny Parlemanta Anglisy
Raha ny governemanta federaly Nizeriana miarahaba ireo solombavam-bahoaka vaovao, ireo Nizeriana sasany kosa milaza fa tsy tokony naka ny fandresena tamin'ny fifidianana azon'ireo Britanika-Nizeriana ny governemanta.
Etiopiana Mpiangaly Mozika Voampanga Ho Mpanao ‘Fampihorohoroana’ Noho Ny Tononkirany ‘Mandrisika’
Manoloana ny famoretana ataon'ny fanjakana, nisondrotra toy ny loharanona aingam-panahy hita maso -- sy heno -- ho an'ny hetsika fanoherana, ireo mpanao mozika amin'ny fiteny Afan Oromo.