Mitady tantara momba an'i Okraina ny Global Voices

Sangan'asan'i Maria Prymachenko, sary avy amin'i Filip Noubel nandritra ny fampirantiana Trano Okrainiana tao Kyiv tamin'ny taona 2023, nahazoana alalana.

Avy any Okraina ve ianao? Te hanoratra momba an'i Okraina ve ianao na momba ny traikefam-piainana amin'ny maha-mpitsoa-ponenana Okrainiana, na Okrainiana Am-pielezana ? Global Voices dia fampahalalam-baovao iraisampirenena amin'ny fiteny maro manome tambin-karama amin'ny lahatsoratra ahitana teny 1.300 eo ho eo. Azo soratana amin'ny teny Okrainiana, Anglisy, na Rosiana ny tantara. Ireto ny soso-kevitra sasantsasany:

  • Fitantarana amin'ny fampiasana ny solon'anarana voalohany (izaho) momba ny ady avy amin'ny fomba fijery sivily (lahatsoratra na tafatafa)
  • Okraina sy ny fahasamihafan'ny haino aman-jery, ny fahalalahana maneho hevitra, ny hoavin'ny demokrasia
  • Okraina sy ny fanavaozana amin'ny fotoan'ny ady, ny fampiasana ny teknolojia ho an'ny sivily, ary ny fitantanana
  • Okraina eto amin'izao tontolo izao: Toe-tsaina manomboka amin'ny fanohanana hatramin'ny fanoherana, fiaraha-miasa vaovao, mpitsoa-ponenana Okrainiana ary ny ampielezana
  • Ny anjara asan'i Afrika, Azia, Amerika Latina ary Afovoany Atsinanana ao Okraina
  • Okraina sy ady ary fifandirana hafa: toe-tsaina firaisankina na tsy fisian'izany (Gaza, Belarosia)
  • Kolontsaina Okrainiana: famotehana ny kolontsaina, ny kolontsaina ho fanoherana, ny fanongotana ny fitantarana Rosiana

Raha mila fanazavana fanampiny, mandefasa famaritana fohy momba ny hevitrao momba ny tantara (teny 300) any amin'ny arzu.geybullayeva@globalvoices.org  sy filip.noubel@globalvoices.org amin'ny iray amin'ireo fiteny telo voatanisa ireo mba hodinihana sy ho ankatoavina raha mety.

***

Ви з України?  Хочете написати про Україну або про свій досвід як українського біженця чи члена української діаспори? Global Voices – це багатомовне міжнародне інтернет-видання, яке запрошує авторів до написання оплачуваних статей обсягом близько 1300 слів. Історії можуть бути написані українською, англійською або російською мовами й повинні бути зосереджені на таких темах: 

Розповіді від першої особи про пережите під час війни з позиції мирних жителів (есе, інтерв’ю)

Україна та медіа-різноманіття, свобода слова, майбутнє демократії

Україна та інновації під час війни, використання технологій для цивільного населення та державного управління

Україна у світі: від підтримки до опозиції, нові альянси, українські біженці та діаспора, роль Африки, Азії та Близького Сходу в Україні

Україна та інші війни і конфлікти: солідарність або її відсутність (Газа, Білорусь)

Українська культура: руйнування культури, культура як опір, деколонізація російських наративів 

Для отримання додаткової інформації, будь ласка, надішліть короткий опис ідеї вашого сюжету (300 слів) на arzu.geybullayeva@globalvoices.org  та filip.noubel@globalvoices.org будь-якою з трьох мов для обговорення та можливого схвалення.  

***

Вы из Украины? У вас есть желание написать про Украину, про опыт жизни украинского беженца или члена украинской диаспоры? Global Voices — многоязычное международное СМИ, который сейчас заказывает платные статьи объемом около 1300 слов. Статью можно написать на украинском, английском или русском языке. Нас интересуют именно эти темы: :

Рассказ от первого лица о человеческом опыте войны с гражданской точки зрения (oчерки, интервью)

Украина и разнообразие СМИ, свобода слова, будущее демократии

Украина и инновации во время войны, использование технологий для гражданского населения и управления

Украина в мире: поддержка или же критика, новые альянсы, украинские беженцы и диаспора, роль Африки, Азии и Ближнего Востока в Украине

Украина и другие войны и конфликты: взгляды солидарности или ее отсутствия (Газа, Беларусь)

Украинская культура: разрушение культуры, культура как сопротивление, деколонизация российских нарративов 

Для получения дополнительной информации отправьте очень краткое описание идеи вашей статьи (300 слов) на адреса arzu.geybullayeva@globalvoices.org и filip.noubel@globalvoices.org на любом из трех языков для обсуждения и возможного одобрения.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.