Valin'ny Fitsapan-kevitry ny Filan-kevitra 2021: Asan'ny GV

Ao anatin'ny fifampidinihana amin'ny Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina GV taona 2021, nisy ny fitsapan-kevitra natao handrefesana ny fanohanana ireo hetsika, fomba fiasa ary maodely samihafa izay ahafahan'ny Global Voices manatsara ny andraikitra ho avy.

Nifototra tamin'ny Taratasy mirakitra ny Lohahevitra avy amin'ny Vaomieran'ny Fiarahamonina: Global Voices @ 20, izay mamelatra ny odidina ny fitsapan-kevitra, ary mamaritra ireo “Maodely” isan-karazany hita ao amin'ireo fanontaniana fototra amin'ity fanadihadiana ity.

Natao tamin'ny fampiasana ny Google Forms ny fitsapan-kevitra, ary ireto ambany ireto ny valiny. Mariho fa nesorina ny valinteny “misokatra” mba tsy hamantarana na iza na iza, saingy ho fintinina sy horesahina amin'ny lahatsoratra manaraka avy amin'ny tale mpanatanteraka Ivan Sigal izy ireo.

Misaotra an'ireo mpikambana ao amin'ny Filankevitra izay nahafoy fotoana sy nandray anjara tamin'ny fitsapan-kevitra!

Iza amin'ireto olana ireto no heverinao fa manan-danja indrindra ka hojeren'ny Global Voices? Misafidiana telo

Chart of answers to this question.

  • Tsy fahampian'ny fahazoana torohay 16 (34.8%)
  • Tsy fahampian'ny famakafakana ny odidina sy fanazavana 30 (65.2%)
  • Fihetsika sy fitongilanana ara-kolontsaina raiki-tapisaka 22 (47.8%)
  • Politika, propagandy ary fandisoam-baovaom-panjakana sy miankina amin'ny fanjakana 27 (58.7%)
  • Fahatsapana ny vaovao ho amboarina sy tontolon'ny haino-vaky-jery 15 (32.6%)
  • Fanivanana sy fanasokajiana ny media sosialy 11 (23.9%)
  • Tsy firaharahiana ny fitenin'ny hafa 12 (26.1%)

Iza amin'ireto fomba fiasa manaraka ireto no heverinao fa lehibe indrindra tokony harahin'ny Global Voices mba handaminana izany tsy fifandanjana izany? Misafidiana roa.

Chart of answers to this question.

  • Manoka-teny hisian'ny fanovana mitaty ny zon'olombelona anjotra eo amin'ny odidina ara-politika 16 (34.8%)
  • Manangana tantara ho azo vakina amin'ny fiteny bebe kokoa 17 (37%)
  • Manome vahana vaovao sy torohay avy amin'ny vondrom-piarahamonina 11 (23.9%)
  • Manoka-teny hisian'ny fanovana amin'ny fomba fiasan'ny sehatra media sosialy sy ny sehatra famoahana haino vaky jery  10 (21.7%)
  • Fifanakalozam-pahalalàna sy torohay mifototra amin'ny zava-niainana manokana sy ao an-toerana 25 (54.3%)
  •  Mitaty ireo vaovao norirotin'ny fiarahamonina sy ny fanokana-teny avy amin'ny fikambanana sy mpitarika an'aterineto 12 (26.1%)

 

Inona no fiovana tianao indrindra ho hita eto amin'izao tontolo izao vokatry ny asan'ny Global Voices? Mifantena roa.Chart of answers to this question.

  • Manangana torohay sy fahalalana izay misy fiantraikany tsara eo amin'ny fiainan'ny olom-pirenena ny vondrom-piarahamonina tsy dia misy solontena 21 (45.7%)
  • Olona manan-jo sy fahafahana maneho ny heviny momba ireo olana ara-panabeazam-piarahamonina manan-danja 10 (21.7%)
  • Tantara manana fomba fijery eo an-toerana hita amin'ny fiteny maro kokoa  12 (28.3%)
  • Tambajotra sy fikambanana ivelan'ny faritra avaratra ankapobeny manana taranjam-pitarihana mahery mifantoka amin'ny olona an'aterineto kokoa 14 (30.4%)
  • Haino-vaky-jery sy sehatra aterineto mampiroborobo ny fandraisana anjara midadasika sy isan-karazany eo amin'ny fifanakalozan-kevitra mahaolom-pirenena  9 (19.6%)
  • Mpihaino-mpijery afa-mijery ireo torohain'odidina manampy azy ireo hahatakatra ireo olana mifaningotsingotra 24 (52.2%)

 

Iza amin'ireto maodely ireto no hitanao fa manan-danja indrindra ho an'ny asan'ny Global Voices. Misafidiana roa.

Chart of answers to this question.

  • Manangana fahatakarana miampita vondrom-piarahamonina 23 (48.9%)
  • Miaro sy manitatra ny zon'olombelona antserasera 17 (36.2%)
  • Manome vahana ny fandraisana anjara amin'ny fananganana fahalalana sivika 17 (36.2%)
  • Mandrafitra indray ny rohivoarim-baovao 14 (29.8%)
  • Mikotrika sy mamelona 7 (14.9%)
  • Mitaty aterineto maro fiteny 14 (29.8%)

 

Raha tsy maintsy misafidy maodely tokana ihany ianao, iza no fidianao?

Chart of answers to this question.

  • Manangana fahatakarana miampita vondrom-piarahamonina 23 (48.9%)
  • Miaro sy manitatra ny zon'olombelona antserasera 17 (36.2%)
  • Manome vahana fandraisana anjara amin'ny fananganana fahalalana sivika 17 (36.2%)
  • Mandrafitra indray ny rohivoarim-baovao   14 (29.8%)
  • Mikotrika sy mamelona 7 (14.9%)
  • Mitaty aterineto maro fiteny 14 (29.8%)

 

Azavao azafady ny anton'ny nifidiananao ny maodely tamin'ny fanontaniana teo aloha

Tsy naseho ireo valin-teny lavabe mba hiantohana ny fiainana tsy ahahaka.

 

Iza amin'ireto maodely ireto no hitanao fa tsy dia zava-dehibe loatra? Misafidiana roa.

Chart of answers to this question.

  • Manangana fahatakarana miampita vondrom-piarahamonina 23 (48.9%)
  • Miaro sy manitatra ny zon'olombelona antserasera 17 (36.2%)
  • Manome vahana fandraisana anjara amin'ny fananganana fahalalana sivika 17 (36.2%)
  • Mandrafitra indray ny rohivoarim-baovao 14 (29.8%)
  • Mikotrika sy mamelona 7 (14.9%)
  • Mitaty aterineto maro fiteny 14 (29.8%)

 

Misy maodely na fomba fiasa heverinao fa zava-dehibe tsy nodinihintsika ve?

Nesorina ireo valin-teny manana endrika lavabe mba hiantohana ny fiainana tsy ahahaka ampahibemaso.

Inona no fandraisanao anjara ato amin'ny Global Voices?

Chart of answers to this question.

  • Nandika lahatsoratra 26 (55.3%)
  • Nanoratra lahatsoratra 34 (72.3%)
  • Nandray anjara tamin'ny resadresaka tamin'ny Google Groups, fantsona Slack na sehatra hafa nokarakarain'ny GV 34 (72.3%)
  • Nanatontosa fikarohana 17 (36.2%)
  • Nanitsy lahatsoratra 21 (44.7%)
  • Nitantana ekipa mpandika teny ao amin'ny Lingua 10 (21.3%)
  • Nitarika ekipan'ny fanoratana amin'ny faritra 11 (23.4%)
  • Nahazo vatsy madinika avy amin'ny Rising Voices 0 (0%)
  • Nandray anjara tamin'ny tetikasa Rising Voices 3 (6.4%)
  • Hafa 10 (21.3%)

 

Sehatra inona ao amin'ny Global Voices no misy anao?

Chart of answers to this question.

  • Lingua 20 (43.5%)
  • Newsroom 21 (45.7%)
  • Advox 10 (21.7%)
  • Rising Voices 8 (17.4%)
  • Civic Media Observatory 9 (19.6%)
  • Hafa 9 (19.6%)

 

Tamin'ny taona firy ianao no niaraka tamin'ny Global Voices?

Chart of answers to this question.

  • 2005-2009 39.1%
  • 2010-2014 19.6%
  • 2015-2019 26.1%
  • 2020-Ankehitriny 15.2%

 

Firy taona ianao?

Chart of answers to this question.

  • 18-25 13%
  • 26-35 21.7%
  • 36-45 32.6%
  • 46-55 28.3%
  • 56 sy ambony kokoa 4.3%

 

Lahy ianao sa vavy sa hafa?

Chart of answers to this question.

  • Vehivavy 57.4%
  • Lehilahy 31.9%
  • Hafa 8.5%
  • Tsy te-hilaza 2.1%

 

Mpikambana mavitrika ato amin'ny Global Voices ve ianao?

  • Eny 84.4%
  • Tsia 11.1%
  • Tsia, saingy mihevitra ny hanomboka indray aho atsy ho atsy 4.4%

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.