Manaova famandrihana (maimai-poana) ny Global Voices

Afaka mandefa mailaka (amin'ny endrika miloko) isan'andro, isan-kerinandro sy filazana manokana ho an'ny mpamaky ankehitriny ny Global Voices izay miezaka ny hanamora sy hanatsara mandrakariva ny fampitana vaovao iraisam-pirenena araka ny voalazan'ny mpamaham-bolongana.

Email Updates

Amin'ny mahampamaky Global Voices anao, dia fantatrao tsara ny fahamatoranay sy ny fiezahanay hampifandray mandrakariva ny mponina. Miangavy anao izahay hanao famandrihana (maimaipoana) amin'ny lisitra imailakanay! Afaka mifidy tsara ianao amin'izay fepotoana (fahatetehana) hahenoanao vaovao avy aminay.

Ankoatra izany hifanampiana ihany koa? Miangavy anao izahay hampirisika ny fianakavianao, ny namanao, ny mpiara-miasa aminao hamandrika amin'ny alalan'ny mailaka ny Global Voices ihany koa. Arakaraky ny hamaroan'ny mponina no hahatsara ny fifampiresahana ankapobeny.

Misaotra tompoko!

Ho antsika rehetra hafa kosa, mbola mandeha soa aman-tsara ny RSS feeds.

Solana Larsen

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.