Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Janoary, 2019
Tonizia: Nogadraina ilay mpianatra Mohamed Soudani noho ny tafatafa tamin'ny fampitam-baovao iraisampirenena
Nanjavona tamin'ny 22 Oktobra 2009, tao Tonizia ilay mpianatra Toniziana Mohamed Soudani, 24 taona, rehefa avy nitafatafa tamin'ny Radio Monte Carlo International sy ny Radio France International.
Tonizia : Nosamborina noho ny fanalam-baraka ilay bilaogera Fatma Riahi
(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nampanantsoina tany amin’ny Borigady misahana ny Heloka bevava tao Gorjani (Tonizia), ilay bilaogera Toniziana no sady mpampianatra teatra Fatma...
Tonizia : Fisamborana ilay mpikatroka fanta-daza iray tamin’ny famoahana tatitra an-dahatsary an-tserasera momba ny tontolo iainana
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina noho ny famoahana tatitra an-dahatsary tao amin’ny aterineto momba ny fahalotoan’ny tontolo iainana ao Nabeul (Dar Chaabane EI...
Tonizia: Navotsotra ilay mpanoratra an-tserasera ary niakatra fitsarana ilay ny toniandahatsoratry ny tranonkala
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Navotsotry ny governemanta Toniziana ilay mpisolovavan'ny zon'olombelona sady mpanoratra an-tserasera Mohammed Abbou izay efa nogadraina efa ho 28 volana...
Tonizia: Nanaovana bemidina ny tranon'ilay bilaogera, norobaina ny solosainy sy ireo kapila CD
Nanaovana bemidina ny alin'ny 10 Aprily 2009 ny tranon'ilay mpanao gazety Toniziana sady bilaogera Zied el-Heni. Ao amin'ny bilaogin-dahatsoratra nivoaka androany (11 Aprily 2009), nanoratra i Zied fa norobaina ny solosainy enti-tanana sy ireo kapilany CD izay misy ny asany rehetra:
Nojirihana ny bilaogin'ilay mpanao gazety sady bilaogera Toniziana
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nojirihana sy nofafàna ny bilaogin'ilay mpanao gazety Toniziana sady bilaogera Slim Boukhdhir. Toa ireo vondrona mpijirika izay mikendry ireo...
Bilaogera/mpanao gazety Toniziana nosamborina
Vaovao farany: Nosazian'ny fitsarana Toniziana androany higadra herintaona an-tranomaizina ilay bilaogera sady mpanao gazety Slim Boukhdhir noho ny "herisetra tamin'ny mpiasam-panjakana".
Mihodidina ny lapam-panjakana Toniziana ny lahatsarin'ny zon'olombelona
Nosakanan'i Tonizia ny fidirana amin'ny habaka roa malaza amin'ny fifampizarana lahatsary, dia ny Youtube sy ny Dailymotion mba isorohana amin'ny fidiran'ny Toniziana mpiserasera tsy hijery votoatin-dahatsary manasongadina fijoroana vavolombelona avy amin'ny gadra politika sy ny mpikatroky ny zon'olombelona.
Nesorin'i Tonizia ny fandraràna ny YouTube sy Dailymotion, saingy…
Ny vaovao androany dia nesorin'i Tonizia ny fandraràna ireo tranonkala malaza fizarana lahatsary Youtube (Nakatona nanomboka ny 2 Novambra 2007) ary ny Dailymotion (Nakatona nanomboka tamin'ny 3 Septambra 2007).
Tonizia: Nosamborina indray ilay mpanao gazety sady bilaogera Abdallah Zouari
Nosamborin'ireo polisy manao fanamiana sivily omaly, 15 Septambra 2009 tao an-tanàna atsimon'i Zarzis ilay bilaogera Toniziana sady gadra politika teo aloha Abdallah Zouari.