Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Desambra, 2016
Manambara Ny Fitsarana Miaramila An'Ireo Mpanao Gazety Fa Fady Ny Manakiana Tafika Ao Tonizia
Mbola mampihemotra ny fanavaozana demaokratika ao Tonizia ny lalàna izay mamela ny fitsarana miaramila handray an-tànana ny raharaha mahakasika ny olom-pirenena, anisan'izany ny mpanao gazety sy ny bilaogera.