Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Desambra, 2017
Neila Charchour Hachicha : Blaogy Ho An'ny Fahafahan'Ireo Toniziana
Ahianay ilay WSIS"World Summit on the Information Society"(Fihaonam-be Faratampony Momban'ny Torohain'ny Fiarahamonina), izay ho tanterahina ao Tonizia, ho vao mainka hitondra sivana maro sy famerana ny fahalalahana maneho hevitra
Fiaraha-misakafon'ny Bilaogera Toniziana
Faly aho namonjy ny Fihaonan'ny Bilaogera Toniziana Andiany Faha 8 ny zoma alina , niaraka tamin'ireo mpandray anjara namana ao amin'ny WSIS, Jeff Ooi avy any Malezia sy Isam Bayazidi avy any Jordania.
Vaovao Tao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Toniziana 2005
Nambara ny valin'ny Loka Bilaogy Toniziana.
Fanapahankevitra Vao Haingana Noraisin'i Trump Momba ny Politika Ivelany, Mampanahy an'i Afrika
"Izany no fitondrantena tsy dia diplaomatika loatra ataonà lehilahy iray izay ny vinany sy ny politikany dia disoin'ny tsy fahafantarana tanteraka ny tontolo ivelany."
Tontolo Arabo: Saribakoly Manao Saron-doha Voahenjika Tao Tonizia
Saribakoly Barbie amin'ny endriny Silamo Arabo i Fulla. Misaron-doha izy ary tena fitafy nentim-paharazana Silamo no itafiany. Tsy faly noho izany anefa ny bilaogera Ejiptiana Ahmed Shokeir ka nanenjika fatratra sy nanaisotra ity saribakoly ity teny amin'ireo toeram-pivarotana.