Nojirihana ny bilaogin'ilay mpanao gazety sady bilaogera Toniziana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nojirihana sy nofafàna ny bilaogin'ilay mpanao gazety Toniziana sady bilaogera Slim Boukhdhir. Toa ireo vondrona mpijirika izay mikendry ireo tranonkalan'ny mpanohitra Toniziana sy ireo bilaogy ihany no nanao izany. Nojirihana imbetsaka ny tranonkalan'ny Antoko Demokratika Liam-pandrosoana ( antoko mpanohitra ara-politika ara-dalàna) ny herinandro mialoha an'izany . Taorian'ny sivana, olana goavana natrehin'ny tranonkalan'ny mpanohitra Toniziana sy ny bilaogy ny fijirihana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.