Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Jolay, 2015
Nofosafosain'ny Vahoaka Toniziana Ny Governemanta Nohon'ny Tsy Fahombiazan'Ny Fandriampahalemany Taorian'Ny Fanafihana Toeram-Pitsangatsanganana Iray
Nanakiana ny tsy fahombiazan'ny governemanta amin'ny resaka fandriampahalemana ny vahoaka Toniziana vokatry ny fisian'ny fanafihana teny amin'ny toeram-pitsangatsanganana iray teny amoron-dranomasina, namoizana ain'olona miisa 39.