Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Novambra, 2012

21 Novambra 2012

Mpanakanto Toniziana Roa Niatrika Fitsarana Noho Ny Graffiti Nataony

Tamin'ny 3 Novambra, nosamborin'ny polisy ireo mpanakanto mpanao sariitatra, Oussama Bouagila sy Chahine Berriche satria nanao sarisary tamin'ny rindrina tao Gabes, ao Atsimo-Atsinanan'i Tonizia. Mpikambana ao amin'ny Zwewla [ar] [ “ny mahantra” amin'ny fitenim-paritra Toniziana] i Bouagila sy Berriche, fikambanana haikanto eny an-dalambe izay malaza amin'ny fanaovana sarisary eny amin'ny rindrina...

10 Novambra 2012

Afef Abrougui, Mitoraka Bilaogy Avy Any Tonizia

Afef Abrougui, mpandray anjara amin'ny Global Voices any Tonizia, miresaka amintsika mikasika ny traikefany mikasika ny fihetsiketsehana izay niseho teo amin'ny fireneny tamin'ny 2011 ary ny zavatra andrasany amin'ny hoavy tsy ho ela mikasika ny politika Toniziana. Zarainy amintsika ihany koa ny sasany mikasika ny fiainany andavanandro sy ny zavatra...