· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Jolay, 2017

Ny Tontolon'ny Bilaogy Toniziana sy ny Fifidianana Frantsay

  24 Jolay 2017

Bilaogera Toniziana marobe no naneho ny fahalianany momba ny fifidianana filoham-pirenena Frantsay. Misy antony maro no mahatonga azy ireo liana amin'izany. Ara-tantara, nozanahan'i Frantsa nandritra ny 75 taona i Tonizia ary manana fifandraisana ara-pitiavana sy fankahalana ny firenena roa tonta, manjaka kokoa ny fitiavana noho ny fankahalana.