Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Mey, 2008
Tonizia : Firenena faha-47 “anjakan'ny fandriama-pahalemana indrindra”
zizou from Djerba no mitatitra fa laharana faha-47 amin'ireo firenena “anjakan'ny fandriama-pahalemana indrindra” manerana izao tontolo izao i Tonizia, araky ny filaharana napariaky ny Global Peace Index: La Tunisie est...