Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Septambra, 2016
Tsy Mahatsiaro Tena Ilay Mpanao Gazety Alzeriana Nogadraina Roa Volana Taorian'ny Fitokonana Tsy Nihinan-kanina

Nanomboka nanao fitokonana tsy hihinan-kanina i Mohamad Tamalt tamin'ny 27 Jona ho fanoherana ny fisamborana sy ny fanagadrana azy . Any am-ponja izy noho ny faniratsirana an-tserasera ny Filoha Alzeriana.