Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Mey, 2011
Teknolojia ho amin'ny fangaraharana: Tatitra farany
Faly ny Tambajotran'ny teknolojian'ny fangaraharana fa mivoaka izao ny tatitra farany , Sarintanin'izao tontolo izao momba ny fampiasana ny teknolojian'ny fangaraharana sy ny asa madio. Vao navoakan'ny Transparency and Accountability...
Tonizia: Miverina indray ny Sakana amin'ny Aterineto
Ny mpampiasa aterineto Toniziana dia afaka niditra ankalalahana tamin'ny Aterineto, tao aorian'ny nienjeran'ny fitondran'i Ben Ali tamin'ny tapaky ny Janoary sy ny niafaran'ny sakana amin'ny vohikala nisy teo aloha. Toa hifarana anefa ity volan-tantely fohy ity, noho ny baiko azo vao tsy ela izay, avy amin'ny fitsarana miaramila mba hanakanana pejy Facebook efatra. Manohitra ny fivoarana vaovao ireo mpampiasa aterineto ao anatin'ity lahatsoratra ity.
Tonizia: Miverina indray Ny Herisetran'ny Polisy
Niverina an-dalambe n itaky indray ny fialan'ny governemanta ry zareo Toniziana, taorian'ireo fanambaràn'ny Minisitry ny Atitany teo aloha Farhat Rajhi nivoaka tao amin'ny pejy Facebook iray fa hoe hitohy hotantaninà governemanta miafina i Tonizia, tarihan'ny naman'i Ben Ali iray, dia i Kamel Ltaief ankoatry ny zavatra hafa. Ary indray mandeha indray, niatrika ny herisetra sy famoretan'ny polisy ireo mpanao hetsi-panoherana.
Tonizia: bilaogy nandà ny loka notohanan'ny governemanta Barhainita azony
Nahazo ny Amboara Arabo eContent 2011 ny vavahadin-tserasera bilaogy Toniziana Nawaat, ao amin'ny sokajy e-fandraisana anjara sy fampandraisana anjara Loka Arabo eContent 2011 . Fifaninanana nokarakaraina sy notohanan’ ny governemanta Barhainita ara-bola...