· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Oktobra, 2009

Tonizia: Fifidianana madio sy tsy mitongilana?

  27 Oktobra 2009

Araka ny efa tsikaritra mialoha dia nandresy tamin'ny fifidianana toniziana indray ka hitantana fanindiminy ny firenena ny filoha Zine Al Abidine Ben Ali. Ny tsy nantenaina dia ny 89.69%n'ny vato rehetra azony. Ny faminavinana manko dia nametraka fa tokony hahazo vato bebe kokoa noho io izy. Tafavoaka tsara ihany koa...