Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Febroary, 2013
Mpanao Politika Laika Nisy Namono, Nipoaka Ny Fanoherana Manerana An'i Tonizia
Fanoherana maro no nipoaka tao Tonizia taorian'ny namonoan'ny sasany an'ilay mpitarika mpanohitra Chokri Belaid. Nisy nitifitra ka maty nanoloana ny tranony vao marainan'ny 6 Febroary 2013 i Belaid.