Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Marsa, 2018

25 Marsa 2018

Tonizia: Mitohy Ny Sivana Satria Manohy Manao Ampamoaka Ny Telegrama Wikileaks

Nifantoka tamin'ny Telegraman'ny Ambasady Amerikana Wikileaks ireo mpikatroka Toniziana, nanokana tranonkala vaovao hamoahana sy hanadihadiana ireo fanambarana mifandraika amin'ny fireneny. Natsangan'i Nawaat  ny Tunileaks adin'iray taorian'ny namoahan'ny tranonkala mpanao ampamoaka ny telegrama tamin'ny Alahady 28 Novambra .

24 Marsa 2018

Tonizia: Fankalazana ny Faha-10 taona Nahafatesan'i Bourguiba

Nahatsiaro ny tsingerintaona faha-10 nahafatesan'ny filoham-pireneny voalohany - Habib Bourguiba ny Toniziana. Mpisolovava Toniziana, mpitondra fanjakana ary mpanorina ny Repoblika Toniziana izy, izay nitondra ny firenena nanomboka ny 25 Jolay 1957 hatramin'ny 7 Novambra 1987.

23 Marsa 2018

Tonizia: Miteny Anglisy Ireo Bilaogera Toniziana

Nialàn'ny bilaogera Toniziana hatrizay ny maneho hevitra amin'ny teny Anglisy (fiteny fahatelo ao amin'ny firenena), fa aleony manoratra amin'ny teny Arabo (indraindray amin'ny fitenim-paritra Toniziana) na Frantsay. Saingy vao haingana, nampiasa teny Anglisy tamin'ny lahatsorany ireo bilaogera sasany.

12 Marsa 2018

Egypta: Ny Hira Rap-n'ny Revolisiona

Mampahafantatra antsika ny tarika mpihira rap Egyptiana antsoina hoe Arabian Knightz izay maniry ny hanaparitaka ny fomba fijeriny momba  ny hetsika mitranga ao amin'ny fireneny ny Mideast Tunes.