Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Novambra, 2023
Ataon'i Tonizia ahoana ny hampidirany ireo mahantrany mitombo ho ao anatin'ny fiarahamonina nomerika tsy mitsaha-mitombo?
Amin'ny taona izay tokony ho haha-teratany nomerika azy ireo dia tanora Toniziana marobe no manomboka fiainana, tsy manana ireo fahaizamanao fototra hivezivezena anatin'ny tontolo vao mainka saropady sy nomerika.