· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Jona, 2018

Tonizia: Bilaogera manohitra ny fanagadrana mpianatra

Nahatonga ireo bilaogera hanao fanentanana fanohanana miantso ny famotsorana azy ireo ny fitsarana vao haingana ny vondrona mpianatra Toniziana sy ny sazin'izy ireo an-tranomaizina manomboka ny enim-bolana hatramin'ny telo taona noho ny fikarakarana sit-in tao amin'ny oniversite mba hitaky ny zon'ny mpianatra vehivavy hanana trano hipetrahana.

13 Jona 2018

Tonizia: Famelezana ny fahalalaham-pitenenana

Nogiazana noho ny didim-pitsarana ny gazety Toniziana mpivoaka isan-kerinandro "Attariq Al-Jadid" noho ny fanitsakitsahana ny fehezan-dalàna mifehy ny gazety, araka ny fantatra tamin'ny loharanom-baovaon'ny fanjakana. Avy amin'ny baiko "araka ny andininy faha-63 sy 73 amin'ny Fehezandalàna mifehy ny gazety" ny fanagiazana, araka ny filazana navoakan'ny sampan-draharaham-panjakana TAP.

10 Jona 2018