Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Septambra, 2017
Akom-baovao Tao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Toniziana
Nanoratra momba ny fahazoan'ny TECOM ao Dubai ny 35 % ny tsena amin'ny Telecom Tonizia, mpandraharaha mpanao ampihimamba ny telefonina tsy mihetsika (fixe) ao Tonizia izay voalaza fa mifehy ny 72% ny tsenan'ny finday ao amin'ny firenena ihany koa ny Mochekes (FR), MMM, Tom (FR), Kaaboura ary Adib (FR).