Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2015

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Marsa, 2015

27 Marsa 2015

Mampiantrano Ny Fifanakalozan-kevitra Ara-tsosialy Manerantany i Tonizia

Herinandro latsaka taorian'ny fanafihana nahafaty olona tao amin'ny Mozean'i Bardi tao Tunis renivohitra Tunis, izay nahafatesana mpizahatany 20 sy polisy manampahefana iray, Mampiantrano ny andiany faha-10 ao amin'ny World Social Forum (WSF) i Tonizia.

25 Marsa 2015

Olona Sivy Ambinifolo No Namoy Ny Ainy Tamin'ny Fanafihana Mozea Tao Tonizia

Olona 19 farafahakeliny, ary vahiny ny ​17 no namoy ny ainy raha nanafika ny Mozea Bardo Nationaly, ao afovoan-tanànan'i Tunis ireo lehilahy mitam-piadiana. Nidina an-dalambe hanohitra ny fampihorohoroana ny Toniziana.