Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Marsa, 2017
Nampanantena Ny Hamaha Ny Fandrarana Ny Firesahan'Ireo Mpiasam-panjakana Amin'ny Fampitam-baovao Ny Governemanta Toniziana

Nampiato ny torolàlana izay mandrara ireo mpiasam-panjakana tsy hiresaka amin'ny gazety tsy nahazoana alàlana avy amin'ny lehibeny ny governemanta.