Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Desambra, 2018
Mamaly ny Fangataham-pisarahan'ilay Zazavavy Yemenita 8 Taona ireo Mpampiasa Aterineto ao Maghreb
Mamaly lahatsoratra iray navoakan'ny Yemen Times (pejy voafafa) momba an'ankizivavy kely iray 8 taona miezaka mametraka fisarahana ara-panambadiana aminà lehilahy iray 30 taona voalazany fa noteren'ny rainy hovadiany ny bilaogera Toniziana Stupeur!! Un nouveau depart!!.
Masoarabo: Fihetsika mikomy sy fepetra ho an'ireo manampahaizana
Noho ny fahataperan'ny vanim-potoanan'ny fety ao amin'ny tontolon'ny Arabo, nanapa-kevitra ilay bilaogera Ejypsiana Kareem Amer fa hiova kely - nahatonga ny sasany amin'ireo mpamaky azy ho faly ary ny hafa tsy faly!
Akon'ny tontolon'ny bilaogy Toniziana – 2005
Ny Afrique Magazine (amin'ny teny Frantsay) dia manana lahatsoratra avy amin'ny anarana hoe "Blogmania Au Maghreb" miresaka momba ny bilaogy ao amin'ny firenena Maghreb (Tonizia, Alzeria, Maraoka, Libya & Maoritania).