Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Aogositra, 2015
Mihamalemy noho ny ady amin'ny fampihorohoroana ny fiarovana ny Zon'olombelona ao Tonizia

Na dia teo aza ny fanomezana antoka avy amin'ny Praiminisitra fa "afaka maneho hevitra sy manoratra izay tiany ny vahoaka", mbola manasazy ny fanehoan-kevitra ihany ireo manampahefana.