Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Febroary, 2022
Radio fanabezana vondrom-piarahamonina: fomba fampianarana hafa ao anatin'ny hantsana ankihy
Tetikasa radio Boliviana nahatonga ny fanabeazana afaka nidiran'ny ankizy mijanona ao an-tranony, tsy misy boky, kahie, fampahalalana, na fifandraisana aterineto.
Ny ABIDIn'ny karnivaly ao Trinidad & Tobago Carnival, atao amin'ny TikTok
Miaraka amina vazivazy kely, mijery ireo lohahevitra mifandraika amin'ny karnivaly ao Trinidad & Tobago ny CarnivALPHABET .
Fanomezana voninahitra ny Andro Erantany ho an'ny Faritra Mando, ny ao Karaiba atao an-tsary
Any amin'ireo "Small Island Developing States (SIDS)" (Fanjakana Nosikely Andalam-pandrosoana) toa an'i Karaiba, izay iharan'ny dona tena henjana indrindra amin'ny fiovàn'ny toetrandro, dia ampahany tsy afaka misaraka amin'ny ady atao amin'ny fiakaran'ny maripàna erantany ireo faritra mando
Nizeriana an'arivony no nandray anjara fanangonan-tsonia hanavaozana ny IELTS
Zanatanin’i Fanjakana Britanika teo aloha i Nizeria, ny teny anglisy no teny ifampiresahana ao aminy sady fiteny enti-mampianatra any an-tsekoly. Tsy afa-miala amin’ny fanadinana IELTS, fitsapam-pahaizana amin’ny fahaizana miteny anglisy, anefa i Nizeria, .