Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Mey, 2019
Breziliàna nidina an-dalambe nanerana ny firenena mba hanohitra ny fampihenan'i Bolsonaro ny tetibola ho an'ny fampianarana ho an'ny daholobe
Avy any São Paulo hatrany Amazon, an'aliny maro ireo Breziliàana nivoaka ny tranony tamin'ny 15 May mba hiaro ny fanabeazana ho an'ny daholobe.
‘Ireo Feo Ho An'ny Fiovaovàn'ny Toetrandro’ ao Jamaika, mozika no fitaovany hanelezana ny hafany
ONG iray mitsinjo lavitra mampiroborobo ireo fomba fanao voalanjalanja tsara hiarovana ny tontolo iainana amin'ny alàlan'ny fampandraisana anjara ny mpanakanto ao anatin'ny fanentanana manakaiky vahoaka iresahana ny fiovaovan'ny toetrandro.
Ny filoha Bingu ve no “Mosesy”-n'i Malawi?
Mamaky ny fotoana ny mpanakanto sasany ary mametraka paikady mifanaraka amin'izany. Mahatonga ireo Malaoita marobe hihira ilay hira malazan'i Joseph Nkasa mitondra ny lohateny hoe Mose wa Lero, na dia tsy te-hihira izany aza izy ireo, noho ny fomba nampifandraisan'ilay mpanakanto an'i Mosesy anaty baiboky amin'ny filohan'i Malawi, Bingu wa Mutharika.