Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Novambra, 2013
SARIPIKA: Hiram-pitiavana Ataon'ireo Mpianatra Kazakh Ho An'ny Filoha
Taorian'ny hetsika nanehoan'ireo mpianatra 3,000 fitiavana tamin'ny filohan'i Kazakhstan, nampitaha ny firenena amin'i Korea Avaratra ny mpiserasera.