Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Avrily, 2024
Fanabeazana ho an'ny vahoaka Romà: Ampira roa tsy nahomby
Mampiseho ny angona ara-tsosialy fa manodidina ny 80 isanjaton'ny ankizy Romà aorian'ny faha-11 taonany no tsy mianatra, izay mitovy tamin'ny fianakaviana tantsaha tany Rosia talohan'ny vanim-potoana indostrialy sy revolisionera