· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Marsa, 2008

Iran : Mpianatra tsy manaiky fanasarahana ny lahy sy ny vavy

  07 Marsa 2008

Mpianatra an-jatony tao amin'ny Shiraz University no nanohy ny fihetsiketsehana tsy mankasitraka ny fampisarahana ny lahy sy ny vavy tamin'ny atalata faha-4 marsa. Maniry ireo mpianatra mba hanafoanana ilay fanasarahina ny lahy sy ny vavy anaty lakilasy samihafy izay nanomboka tamin'ny volana febroary teo. Nangataka ny mpianatra ny hialan'ny prezidan'ny...