Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Jona, 2018
Shina: Lahatsary Nivoaka Maneho ny Fifandonana Teo Amin'ny Polisy sy Mpianatra Tao Jiangxi
Niely tamin'ny aterineto ny lahatsarin'ny ekipana polisy roa arivo sy miaramila mankany am-pianarana, miditra, misava ny trano fandrian'ny kilasimandry, mandroaka ireo mpianatra ary manafika azy ireo
Kibera: Mampahafantatra Bebe Kokoa An'ireo Vondrom-piarahamonina Voahilikilika
Nandritra ny Fihaonambe an'ny Global Voices tany Naïrobi tamin'ny taona 2012, vondrona iray tamin'ireo mpikambana mpikarakara no tonga tany amin'ny tanàna faran'izay tsizarizary ao Kibera. Anisan'izany i Leila Nachawati ary tafahaona tamin'ireo tomponandraikitra eo an-toerana sy ireo mpandray anjara amin'ny Map Kibera trust, izay miezaka ny manentana ny tontolo ivelany...
Etazonia: Mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna manomboka ny herinandron'ny hetsika tamin'ny 22 Febroary
Na dia eo aza ny fahatongavan'ny taona hafa tsy misy lalana ho an'ny maha-olom-pirenena ny mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna ao Etazonia, manohy ny fihetsiketsehana ireo mpikatroka.
Tonizia: Bilaogera manohitra ny fanagadrana mpianatra
Nahatonga ireo bilaogera hanao fanentanana fanohanana miantso ny famotsorana azy ireo ny fitsarana vao haingana ny vondrona mpianatra Toniziana sy ny sazin'izy ireo an-tranomaizina manomboka ny enim-bolana hatramin'ny telo taona noho ny fikarakarana sit-in tao amin'ny oniversite mba hitaky ny zon'ny mpianatra vehivavy hanana trano hipetrahana.
Tonizia: Mpianatra mpikatroka mitokona tsy hihinan-kanina mba ho tafaverina hianatra ao amin'ny oniversite indray
Toniziana 158 sy ny naman'izy ireo avy amin'izao tontolo izao no mitokona tsy mihinan-kanina mandritra ny tontolo andro androany (26 Martsa) ho firaisan-kina amin'ireo mpianatra dimy izay nitokona tsy nisakafo nanomboka tamin'ny 11 Febroary ao Tonizia.
MENA: Mianatra Momba ny Fiarovana Ara-Dizitaly, Amin'ny Aterineto
Misy filàna fiarovana mihamitombo eny anivon'ireo mpikatroka mba hiarovana ny maha-izy azy no sady manohy ny tolona hisianà tontolo Arabo malalaka. Sehatra an-tambajotra iray maniry ny hanampy azy ireo ho voaaro ny Akademia An-tambajotran'ny Cyber Arabo.
Ekoatora: Blaogy Miady Amin'ny Herisetra An-tokantrano
''Tamin'ny nanontaniany ahy raha tiako ny ho alika vaviny no nisehoan'ny fanimbazimbàna voalohany. Tena tohina aho ary nilaza izy fa vazivazy izany. ''
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...