Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Desambra, 2010
Afrika: Tsy mampandroso an'i Afrika ny rafi-panabeazana ara-dalàna
Miteny i Nana fa tsy mampandroso an'i Afrika ny rafi-panabeazana ara-dalàna: “Aoka hiaiky an'izany isika – ny rafi-panabeazana ara-dalàna any Ghana sy ny ankamaroany aty Afrika dia voarafitra hanabeazana ny...
Puerto Rico: Mitoetra ao amin'ny Anjerimanontolon'i Puerto Rico ny mpitandro filaminana
Taorian'ny fifaranan'ny fitokonana roa andro nataon'ny mpianatra, nitoetra tao amin'ny "campus" foibe an'ny Anjerimanontolon'i Puerto Rico ny mpitandro filaminana, voalohany izao hatramin'ny 1981, izay mialoha ny fitokonan'ny mpianatra amin'ny 14 Desambra. Mitobatobaka ny fanehoan-kevitra amin'ny tontolon'ny blaogy sy ny media sosialy.
Chile: Bilaogy manohitra ny fanenana ny ora fampianarana ny Tantara
Ny bilaogy Historia y Reforma [es] (Ny Tantara sy Fihavaozana) dia nanangona ireo “hevitra samy hafa manohitra ny fanenana ny ora fampianarana ny Tantara izay niparitaka tamina media sy tambajotra...
Kuweit: “Mitsangàna ary miadia ho an'ny tanoranao!”
I Abdulla Al-Moussawi, antsoia koa hoe “Sayed, ilay vatosoan'i Arabia,” izay heverina ho Maradona any aoriana, no niteraka resabe tao amin'ny bilaogin'i Mark. Mpana-talenta vao sivy taona monja i Abdulla, afaka jerenao eto...