Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Aogositra, 2008
Senegaly : Midina an-dalam-be ny mpianatra noho ny tsy nandoavana ny vatsim-pianarana
Mitokona ny mpianatra ao amin'ny Oniversite any Dakara, Senegal noho tsy ny nandohavan'ny fanjakana ny vatsim-pianarana. “Raha miady mafy any Beijing ireo atleta avy amin'izao tontolo izao mba handresy ny...
Orogoay : Fihaonan'ny Ceibal faharoa mikasika ny solosaina xo
Nambaran'i Pablo Flores fa ho avy ny andiany faharoa amin'ny fihaonan'ny Ceibal ao Montevideo, any Orogoay [es]. Fihanonana, tsy ofisialy, ataon'ireo mpahay informatika moa izy ity mba hamoronana rindrankajy “open-source”...
Kiobà: Mendrika izany ve?
Yoani Sanchez no manadihady ny volavolankevitra vaovao hampakarana ny vola fandrain'iny olona efa retirety ary dia naka ohatra mpampianatra iray efa ho tonga amin'izany maharetirety azy izany mba hanehoany ny...
Tany Arabo:Vehivavy, tokantena, handao ny akany?
Ho an'ny ankamaroan'ireo vehivavy tokantena arabo, ny hiaina sy hiasa na handranto fianarana lavitry ny fianakaviana dia safidy tsy mora atao, noho ny tahotra ny hoe “Dia inona no ho...
Bahamas: Herisetra an-tokantrano
“Araka ny nolazain'ny vaovao tamin'ny radio dia ‘vokatry ny fifamaliana an-tokantrano’ no nahatonga ny fahafatesan'ilay namako Bloneva Bethel. Nahoana moa io no ‘tsy fahafatesana tsy tokony ho nitranga vokatry ny...
Isiraely: Aro lozam-pifamoivoizana ho an'ny Silamo
Avy any Isiraely, Not a Fish (tsy trondro) no nanoratra ny fianarana momba ny lalàm-pifamoivoizana ho an'ny mponina tsy jiosy any Isiraely – ary ny tanjona amin'izany dia ny hampihenana...
Shina: Tambajotra Viritoaly idifiana sivana
Tamin'ny alalan'ny PandaPassportn'i Rick Martin tao amin'ny Facebook milaza Tambajotra Viritoaly: “Ho an'ny rehetra any Shina, ity no fanararaotra hijerenao izay tianao hojerena (ialana amin'ny sivana manjaka any). Mametraka rindrambaiko...