Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Desambra, 2008
Iran: Fanoheran'ny mpianatra ny jadona sy ny fanavakavahana ny vehivavy
Sary avy amin'ny yaarinews.com Nikarakara fihaonam-panoherana ny fitondrana iraniana sy ny filoha Mahmoud Ahmadinejad tao amin'ny Anjerimanontolon'i Teheran tamin'ny alahady teo ny fikambanana mpianatra iray ho fahatsiarovana ny Andron'ny Mpianatra,...
Ezypta: Famaritana ny fampihorohoroana
Mpamaham-bolongana Ezypsiana City Bird no nanao ity lahatsoratra manaraka ity: قالت مدرسة الرسم : ارسموا موضوعا عن الإرهاب رسم الطفل هذا الرسم قالت المدرسة : إيه الهباب اللي انت راسمه...
Japan: Andro itsapana ny fahaizana teny japoney
Takeshi ao amin'ny Saigon kara kita tsuma [サイゴンから来た妻] no manoratra ny momba ny vadiny Vietnamana izay nitsapa ny fahaizany teny Japoney [en] [日本語能力試験, nihongoo nōryoku shiken] tontosaina androany tahaka ny...
Senegaly: Fikorontanana an-tsekoly
Maro ny mpanao gazety sy mpamaham-bolongana Senegaly no mitodika amin'ny fanamby lehibe atrehina amin'ny fitaizana ny ankizy any Senegaly. Ao amin'ny lahatsoratra navoakan'ny vohikala vaovao PressAfrik [fr], no anoratan'i Awa...
Zamaika: Andro eran-tany natokana ho an'ny SIDA
Natokana ho andro eran-tany ho an'ny SIDA ny anio [01 desambra], ary amin'ny maha-faritra iray manana tahan'olona somary ambonimbony ihany miaina miaraka amin'ny otrik'aretina VIH/SIDA azy, dia mety halaim-panahy hieritreritra...
Madagasikara: Famakiam-boky mandehandeha hampirisihana vakinteny
Tahina, mamaham-bolongana ao amin'ny Madagasikara tsy ilay sarimihetsika, no mamoaka sary vitsivitsy ny “bibliobus”, famakiam-boky iray anaty fiarakodia mandehandeha, tetikasa iray entina hampiroboroboana ny famakianteny eto Antananarivo (en). Nohazavainy ary...
Ezypta: Boky amerikana
Ny mamaham-bolongana Ezypsiana Asmaa Yasser - Maraina - eto no manoratra ny zavatra niainany tao amin'ny famakiam-bokin'i Mubarak ho an'ny daholobe. Mandika ny lahatsoratra avy amin'ny teny Arabo kosa i Tarek Amr.