Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Jona, 2021
Palestiniàna ilay vehivavy mpampianatra mendrika indrindra, hoy ny Papa François
Hoy ilay ramatoa palestiniàna Hanan Al_Hroub : “Ho very ireo ankizy izay nijaly niaritra herisetra raha tsy omena azy ny fanampiana sy ny tohana ilain'izy ireo".