· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Febroary, 2018

Taiwan: Inona No Azon'ny Baseball Atao ?

...nanainga ireo mpitia baseball sasany hitondra ny fahatsiarovany ny baseball...Tsy fahafahampo ho an'ny Tranon'ny Fo Masina fotsiny ny vokatra azo fa ho an'ireo mpitia baseball ihany koa

27 Febroary 2018

Lahatsary: Fahaizana Mamorona Ho Fiatrehana Ny Krizin-drano

Tamin'ireo loza voajanahary roa tena vao haingana tsaroana: ny rivodoza tao Myanmar sy ny horohorontany tany Sichuan, Shina, niverina tao anaty adihevitra ny olana mikasika ny famatsiana rano madio sy ny rano fisotro ho an'ireo vahoaka mila izany. Eo ambany, ireo lahatsary marobe izay manolotra vahaolana samihafa mba hahazoana rano madio na fara-faharatsiny fomba mora ho an'ireo olona hisotroana rano mahasalama.

20 Febroary 2018

Maraoka: Sazy Maivana 

Tamin'ny volana Septambra 2009 dia fantatra fa niharan'ny daroka mafy nandritra ny naha-mpanampy an-trano azy i Zineb Chtit , tovovavy Maraokana iray. Nambara fa hosaziana telo taona an-tranomaizina sy ny lamandy mitentina 13.000 $ ilay olona nikasi-tànana an'i Zineb, Nawal Houmin, vadin'ilay rangahy mpampiasa azy.

05 Febroary 2018