Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Desambra, 2009
Tonizia: Mpianatra nofonjàna noho ny tafatafa nifanaovana tamin'ny Media
Nanagana Vondrona Facebook iray sy blaogy iray ireo mafana fo Toniziana ho fanohanana an'i Mohamed Soudani, 24 taona, izay nanjavona ny 22 Oktobra 2009, tao Tonizia, taorian'ny nanaovany tafatafa ho an'ny Radio Monte Carlo International sy Radio France International. Ren'ireo tapaka sy namana avy eo fa nogadraina sy nampijaliana izy.