Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Novambra, 2007

26 Novambra 2007

Bahrain manary ny mahaizy azy

Maromaro ny hevitra nibosaka tamin’ity herinandro ity teto Bahrain avy tamin’ny fandalovan’Atoa Mahmoud Ahmadinejad, ny olana amin’ny fananana namana vehivavy, ny olana rehefa sarangotin’ny hovadiana sy ny fianakaviany, ary ny ahiahy fa tsy hitoetra ho Bahrainita intsony i Bahrain afaka fotoana fohy … Manama amin’ny alina Atombotsika amin’ny sary avy...

14 Novambra 2007

Kenya : Porofoin'ny finday fa tsy ambakà ny mponina any ambanivohitra

Asehon'ny mpiblaogy Rebecca Wanjiku amin'ny alalana tantarana finday fa tsy ambakà velively ny mponina any ambanivohitra : « …woman had received an SMS indicating that she has been entered into a draw and she could win shs 6,000. But the sight of the figures spured new excitement as they thought they had...

Marôka : Afrikana mandrato fianarana any Marôka

Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra fa misy mandrato fianarana koa ireo Afrikana avy any Atsimon'ny Sahara tonga any Marôka : « Les jeunes Subsahariens ne viennent pas au Maroc seulement pour migrer vers l'Europe, mais aussi pour étudier. Désireux de s'ouvrir aux pays du Sud, le Maroc en accueille,...

08 Novambra 2007

Nizeria : Taranja vokarin'ny MIT hampiasain'ny Anjerimanontolo Nizeriana

Ny blaogy AfricanLoft dia manoratra mikasika ilay Anjerimanontolo Nizeriana izay mampiasa amin'ny alalan'ny Aterineto, taranja novokarina tany amin'ny Anjerimanontolo Amerikana fata-daza MIT [Massachusetts Institute of Technology] : « The Osun State University, Osogbo [Nigeria], has launched a virtual library and OpenCourseware that will enable its students and faculty members to have access...

06 Novambra 2007

Shina: Profesora Koreana matintsikera

Navoakan‘ny siniben-tserasera maro teny Shina ity vaovao ity tamin'ny 31 aogositra lasa teo: Nametraka hevitra ny profesora Koreana antsoina hoe Zengh Zaishu avy ao amin'ny Onivesiten'i Ehwa fa, tsy araka ny fiheverana mahazatra hatramin'izay fa, avy any Korea ny ankamaroan'ny [angano] Shinoa. Ny petrakevitra napetrany dia nifototra tamin'ny fahamaroan'ny andriamanitra...