Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Janoary, 2018

31 Janoary 2018

Iran: Kabarin'i Ahmadinejad Tao Amin'ny Oniversiten'i Columbia

Nanjary lohahevitra mafana tao amin'ny media manerana izao tontolo izao ny kabarin'ny filoham-pirenena Iraniana, Mahmoud Ahmadineajd tao amin'ny Oniversiten'i Columbia ao New York sy ny teny mafy ary ny tsikera nataon'ny filohan'ny onivesite Lee C. Bollinger nandritra ny fanamarihany tamin'ny Alatsinainy 24 Septambra.

24 Janoary 2018

Ny tetikasa Arrorro: Ny Hira Fandrotsirotsiana Zaza Manerana Izao Tontolo Izao

Nanao ezaka mba hitrandrahana, handraketana ary hanangonana ireo hira fandrotsirotsiana manerana izao tontolo izao ilay mpanakanto Gabriela Golder avy any Arzantina, ary niezaka nitady ny mampitovy azy ireo ho an'ny  Tetikasa Arrorro.

Fitepon'ny Tontolon'ny Bilaogy Saodiàna

Lohahevitra maro samihafa sy mahaliana no voaresaka tanatin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana tamin'ny herinandron'ny 20/02, ka ndeha ary hatomboka avy hatrany ny fitetezana.

23 Janoary 2018

Shily: OLPC sy ny Politika 2.0

Tena gaga ireo bilaogera Shiliana hatramin'izao amin'ilay solosaina finday 100 dolara Amerikana, OLPC. Saingy ahoana no hahatongavan'ny fitaovana vaovao, natao hamenoana ny hantsana nomerika any Shily? Inona no idiran'ny solosaina finday amin'ny politika?

20 Janoary 2018

Nikaragoà:  Maneho Hevitra Momba Ny Fampandrosoana Ambanivohitra Amin'ny Alàlan'ny Lahatsary Ny tantsaha

Resadresaka Hanatsarana ny Tany

Manome ny tantsaha any amin'ny vondrom-piarahamonina ambanivohitra ny fahafahana miteny amin'ny alàlan'ny lahatsary milaza ny ahiahiny, ny tetikasany, ny faniriany ary ny heviny ny tetikasa Alzar las Voces (Ampiakaro ny Feo) any Nikaragoà.

19 Janoary 2018

Kambodza : Teknolojia Fampahafantarana Ny Tsirairay aka Atrikasa Fidirana Tranokala

Miha maro ireo Kambodziana voasariky ny fanoratana bilaogy tamin'ny alalan'ireo atrikasa nokarakaraina teny amin'ny Oniversiten'i Phnom Penh, renivohitr'i Kambodza

Zimbaboe: Nianatra Ny Tsikera Mahasoa Tamin'ny Alalan'ny Fandaharana Tao Amin'ny Fahitalavitra

Tamin'ny alalan'ity dingana ity no nanoratan'ny ankizy, nanatontosany, nakany sary ary namoahany horonantsary fohy mampiseho fa mety hamono ny fifosana sy ny tsikera ratsy atao.

18 Janoary 2018

Espaina: Ny Fampianarana Sarimihetsika  Tsy Misy Fakantsary Ho An'ny Ankizy

Ampianarina mamokatra horonantsary tsy misy fampiasana fakantsary ny ankizy ao Valladolid, Espaina. Ireto ny sasany tamin'ireo horonantsary mampiseho ny fomba sy ny famokarana farany ireo atrikasa ireo.

16 Janoary 2018

SketchPAN:  Ataovy Sary Ny Tontolo Tsy Miteny 

(Marihina fa tamin'ny 30 Oktobra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ahoana ny fomba hanehoanao hevitra antserasera? Amin'ny teny ve sa amin'ny sary, sa lahatsary sa sary hosodoko? Tsy nihevitra ny fanaovana sary antserasera ny sasany amintsika , kanefa azo atao izany ankehitriny, miaraka amin'ny SketchPAN. Nanomboka tamin'ny volana...

15 Janoary 2018

Atahorana Hikatona Ny Anjerimanontolon'i Pôrtô Rikô Taorian'ny Fandalovan'ireo Rivodoza Irma Sy María

Ampy tsara ho an'ny governemanta sy ny mpitantana ny anjerimanontolo ny zavamisy mba hanohizana ny fanomezana ny fahafahana miditra amin'ny fianarana ambony sy ny UPR ho an'ny tsy miankina.