Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Febroary, 2017
Fa Maninona No Mizara Ny Laharana Maha-mpianatra azy Ao Amin'ny Tambajotra Sosialy Ireo Porto Rikana?
Ao anatina krizy ny fampianarana ambony ao Porto Riko taorian'ny fanapahana famatsiambola sy onjam-pangataham-pialana tao amin'ny Oniversiten'i Porto Riko.
Ny Tontolo Mahagaga Hafahafan'ny Raim-pianakaviana iray Mpikarakara Tokantrano no Sady Mpiondana Youtube
Amerikana iray tsy mitonona anarana no mametraka lahatsary ampiasàna ny sarimiaina sy ny mozika ho fanabeazana, efa ho taona roa izao, ao amin'ny fantsony Youtube "Kids Learning Tube".
Any Zeorzia Mpifanolo-bodirindrina Amin'i Torkia, Sekoly Gülen Iray Namoy Ny Fahazoandàlany
Taorian'ny andrana fanonganam-panjakana tsy nahomby tamin'ny taona lasa, nohamafisinìi Tiorkia ny fanandramany hanidy ireo sekoly sy anjerimanontolo, aingam-panahy avy amin'ilay mpanabe miteraka resabe.
Lahatsary Telo Minitra Manazava Ny Ain-dehiben'ny Fitiavana Tanindrazan'ny ao Balkàna
"Inoan'ireo firenena tsirairay ao Balkàna fa tokony ho goavana noho izao misy azy izao izy"