· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Jona, 2008

Angôla : Tatitra an-tsary

  27 Jona 2008

JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly any Libangue any Angôla : A escola não tem nada além do que se vê: pedras a servir de cadeira...