· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Desambra, 2007

Fifidianana Madagasikara : Fampitandremana ho an’ny fitondrana ?

  21 Desambra 2007

(saripikan'i Harinjaka) Tamin’ny valim-pifidianana monisipaly notontosaina tamin’ny herinandro lasa teo ho an’Antananarivo, renivohitry Madagasikara, resin’ny kandida mahaleo tena Andry (Nirina) Rajoelina ny avy amin’ny antokon’ny filoham-pirenena Hery Rafalimanana, amin’izao fivadihan-javatra izao dia heverin’ny mpamaham-bolongana maro fa fampitandremana ho an’ny filoha ankehitriny io vokatra io. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny...

Tantara Sovietika : Ny hetsiky ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963

  21 Desambra 2007

Ny blaogy De Rebus Antiquis Et Novis izay miblaogy momba ny vaovao sy tantara mikasika an'i Rosia, dia mampahatsiahy mikasika ny hetsika vitsy mpahalala izay nataon'ny mpianatra Afrikana tamin'ny taona 1963 teo amin'ny kianja Mena anivon'ny tanànan'i Maosko [Red Square | Place Rouge], mpianatra 500 no indray niray hina ho fanoherana ny...

Iran: Mpianatra telo noafahan'ny fitsarana madiodio

  20 Desambra 2007

Raha inoana ny voalazan'i Daneshjoo blog[Farsi], dia noheverin'ny fitsarana iraniana fa tsy meloka ny mpianatra telo izay efa any amponja manana ireto fanampian'anarana manaraka iretoTavakoli,Ghasaban ary Mansouri. Efa voafonja nandritra ny 9 volana izy ireo ary noterena hanaiky fa nanoratra lahatsoratra manaratsy ny fitondrana. Ankehitriny moa dia tapaky ny fitsarana fa...

Tonizia : Ireo aretin'ankizy dimy voalohany

  17 Desambra 2007

Ny blaogy Subzero Blue monina any Tonizia dia manolotra ny listr'ireo aretina dimy voalohany izay manakana ny ankizy handeha any an-tsekoly : « 1. Ireo aretina vokatry ny hatsiaka 2. Ny fivalanana 3. Ny aretin-tsofina 4. Ny areti-maso 5. Ny aretin-tenda » Amira Al Hussaini

Sodana : Firenen'ny fifangarihana

  13 Desambra 2007

Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des eleves de la KICS […] La piece de theatre parlait de democratie, d'alternance au pouvoir et de droits de la...

Kôrea Atsimo : Mpianatra mamono tena

  11 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Matt dia mitatitra ao amin'ny blaoginy Gusts of Popular Feeling momba ireo mpianatra any Kôrea Atsimo, izay namono tena nohon'ny fahasarotan'ny fanadinana : « The twin sisters had been under enormous stress lately, worrying about their scores on last month’s national College Scholastic Ability Test. The stress may have...

Puerto Rico : Zavatra sivy ilaina

  03 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico : « Need the First: A mass transition from “politics as talk” to “politics as action” on the part of the general citizenry. » « Ny ilaina voalohany : fiovam-pirehana...